<-
->

2Mp 25:7 And they slew the sons of Zedekiah before his eyes, and put out the eyes of Zedekiah, and bound him with fetters of brass, and carried him to Babylon. Ary ny zanakalahin' i Zedekia dia novonoiny teo imason-drainy, ary ny mason' i Zedekia kosa nopotsiriny, dia nafatony tamin' ny gadra varahina izy ka nentiny nankany Babylona. Ny zanakalahin' i Sedesiasa novonoina teo anatrehan' izy rainy. Rahefa izany, dia nopotsirin' i Nabokodonosora ny mason' i Sedesiasa ary nafatony tamin' ny gadra varahina roa izy, dia nentina nankany Babilona. Il fit égorger les fils de Sédécias sous ses yeux, puis il creva les yeux de Sédécias, le mit aux fers et l' emmena à Babylone.