<-
->

2Mp 4:1 Now there cried a certain woman of the wives of the sons of the prophets unto Elisha, saying, Thy servant my husband is dead; and thou knowest that thy servant did fear the Lord: and the creditor is come to take unto him my two sons to be bondmen. Ary nisy vehivavy anankiray, vadin' ny zanaky ny mpaminany, nitaraina tamin' i Elisa hoe: Maty ny vadiko mpanomponao; ary ianao mahalala fa natahotra an' i Jehovah ny mpanomponao; nefa tonga ny tompo-trosa haka ny zanako mirahalahy ho andevony Nisy vehivavy anankiray vadin' ny iray amin' ny zanaky ny mpaminany, nitaraina tamin' i Elisea, nanao hoe: Maty ny vadiko mpanomponao, ary fantatrao fa natahotra an' ny Tompo ny mpanomponao ary tonga haka ny zanako roa ho andevony ny tompon-trosa izao. La femme d' un des frères prophètes implora Elisée en ces termes : "Ton serviteur, mon mari, est mort, et tu sais que ton serviteur craignait Yahvé. Or le prêteur sur gages est venu pour prendre mes deux enfants et en faire ses esclaves."