<-
->

2Mp 4:14 And he said, What then is to be done for her? And Gehazi answered, Verily she hath no child, and her husband is old. Ary hoy Elisa: Fa inona ary no hatao ho anao? Dia namaly Gehazy hoe: Tsy hitanao va fa tsy manan-janaka izy, sady efa antitra ny lahy? Ary hoy Elisea: Ka inona ary no hatao ho azy? Dia hoy ny navalin' i Giezi: Zanaka no tsy ananany ary ny lahy efa antitra. Il continua : "Alors, que peut-on faire pour elle?" Géhazi répondit : "Eh bien! Elle n' a pas de fils et son mari est âgé."