<-
->

2Mp 4:16 And he said, About this season, according to the time of life, thou shalt embrace a son. And she said, Nay, my lord, thou man of God, do not lie unto thine handmaid. Dia hoy izy: Raha mby amin' ny fotoana, raha avy ny taona toy izao, dia hitrotro zazalahy ianao. Ary hoy ravehivavy: Tsia, ry tompoko, lehilahin' Andriamanitra, aza mandainga amin' ny ankizivavinao. ka hoy Elisea taminy: Raha afaka herintaona amin' izao fotoana izao dia hisafosafo zazalahy hianao. Fa hoy izy: Tsia, aza dia laingainao ny ankizivavinao, ry olon' Andriamanitra tompoko. "A cette saison, l' an prochain, dit-il, tu tiendras un fils dans tes bras." Mais elle dit : "Non, Monseigneur, ne trompe pas ta servante!"