<-
->

2Mp 4:2 And Elisha said unto her, What shall I do for thee? tell me, what hast thou in the house? And she said, Thine handmaid hath not any thing in the house, save a pot of oil. Dia hoy Elisa taminy: Inona ary no hataoko ho anao? Lazao amiko: inona avy no anananao ao an-trano? Fa hoy ravehivavy: Ny ankizivavinao tsy manana na inona na inona ao an-trano afa-tsy diloilo iray tavoara monja. Dia hoy Elisea taminy: Inona no azoko atao ho anao? Lazao hoe izay anananao ao an-trano. Ary hoy ny navalin-dravehivavy: Tsy manana na inona na inona ao an-trano ny ankizivavinao afa-tsy diloilo iray tavoara monja. Elisée lui dit : "Que puis-je faire pour toi? Dis-moi, qu' as-tu à la maison?" Elle répondit : "Ta servante n' a rien du tout à la maison, sauf un flacon d' huile."