<-
->

2Mp 4:30 And the mother of the child said, As the Lord liveth, and as thy soul liveth, I will not leave thee. And he arose, and followed her. Ary hoy ny renin' ny zazalahy: Raha velona koa Jehovah, ary raha velona koa ny ainao, dia tsy hiala aminao mihitsy aho. Ary ilay lehilahin' Andriamanitra nitsangana ka nanaraka azy. Fa hoy ny renin' ny zaza: Velona Iaveh! ary velona koa ny fanahinao! ka tsy ilaozako hianao. Koa nitsangana Elisea dia nanaraka azy. Mais la mère de l' enfant dit : "Aussi vrai que Yahvé est vivant et que tu vis toi-même, je ne te quitterai pas!" Alors il se leva et la suivit.