<-
->

2Mp 4:31 And Gehazi passed on before them, and laid the staff upon the face of the child; but there was neither voice, nor hearing. Wherefore he went again to meet him, and told him, saying, The child is not awaked. Ary Gehazy nialoha azy ka nametraka ny tehina teo amin' ny tavan' ny zazalahy; fa tsy nisy feo na faharenesana. Dia niverina nitsena azy indray izy ka nilaza taminy hoe: Tsy mahatsiaro akory ny zazalahy. Nialoha azy ireo Giezi nametraka ny tehina tamin' ny tavan' ilay zaza nefa tsy nisy feo na famantaran' ny naharenesany. Ka niverina hitsena an' i Elisea izy, nilaza izany taminy, nanao hoe: Tsy nahatsiaro akory ny zaza. Géhazi les avait précédés et il avait étendu le bâton au-dessus de l' enfant, mais il n' y eut ni voix ni réaction. Il revint au-devant d' Elisée et lui rapporta ceci : "L' enfant ne s' est pas réveillé."