<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 4:38 | And |
Ary Elisa niverina nankany Gilgala; ary nisy mosary tamin' ny tany; ary ny zanakalahin' ny mpaminany nipetraka teo anatrehany, ka hoy izy tamin' ny zatovony: Ataovy eo an-tokoana ny vilany lehibe, ary mahandroa hanina ho an' ny zanakalahin' ny mpaminany. | Niverina nankany Galgalà Elisea, ary nisy mosary tamin' ny tany. Nipetraka teo anatrehany ny zanaky ny mpaminany tamin' izany, ka hoy izy tamin' ny mpanompony: Ataovy eo an-tokoana ny vilany lehibe, dia mahandroa rò ho an' ny zanaky ny mpaminany. |