<-
->

2Mp 5:10 And Elisha sent a messenger unto him, saying, Go and wash in Jordan seven times, and thy flesh shall come again to thee, and thou shalt be clean. Ary Elisa naniraka olona tany aminy hilaza hoe: Mandehana, mandroa impito ao Jordana, dia hody aminao indray ny nofonao, ka hadio ianao. Olona no nirahin' i Elisea hilaza aminy hoe: Mandehana mandro impito ao Jordany, fa hody aminao indray ny nofonao, ka hadio hianao. et Elisée envoya un messager lui dire : "Va te baigner sept fois dans le Jourdain, ta chair redeviendra nette."