<-
->

2Mp 5:16 But he said, As the Lord liveth, before whom I stand, I will receive none. And he urged him to take it; but he refused. Fa hoy izy: Raha velona koa Jehovah, Izay itsanganako eo anatrehany, tsy handray mihitsy aho. Ary nanery azy handray izy; fa tsy nety Elisa. Fa hoy Elisea: Velona Iaveh izay itoerako eo anatrehany, ka dia tsy handray mihitsy aho. Mbola nanery azy handray ihany Naamana, nefa tsy nety izy. Mais Elisée répondit : "Aussi vrai qu' est vivant Yahvé que je sers, je n' accepterai rien." Naamân le pressa d' accepter, mais il refusa.