<-
->

2Mp 5:25 But he went in, and stood before his master. And Elisha said unto him, Whence comest thou, Gehazi? And he said, Thy servant went no whither. Fa Gehazy kosa niditra ka nitsangana teo anatrehan' ny tompony. Ary hoy Elisa taminy: Avy taiza ianao, ry Gehazy? Dia hoy izy: Tsy avy taiza tsy avy taiza ny mpanomponao. Dia lasa niseho teo anatrehan' ny tompony izy, ka hoy Elisea taminy: Avy taiza ity hianao, ry Giezi? Dia hoy izy namaly hoe: Tsy taiza tsy taiza ny mpanomponao. Quant à lui, il vint se tenir près de son maître. Elisée lui demanda : "D' où viens-tu, Géhazi?" Il répondit : "Ton serviteur n' est allé nulle part."