<-
->

2Mp 5:8 And it was so, when Elisha the man of God had heard that the king of Israel had rent his clothes, that he sent to the king, saying, Wherefore hast thou rent thy clothes? let him come now to me, and he shall know that there is a prophet in Israel. Ary rehefa ren' i Elisa, lehilahin' Andriamanitra, fa nandriatra ny fitafiany ny mpanjakan' ny Isiraely, dia naniraka tany amin' ny mpanjaka izy ka nanao hoe: Nahoana no nandriatra ny fitafianao ianao? Aoka izy hankatý amiko, dia ho fantany fa misy mpaminany tokoa ao amin' ny Isiraely. Vao nandre Elisea olon' Andriamanitra fa hoe: notriarin' ny mpanjakan' Israely ny fitafiany, dia naniraka izy hilaza amin' ny mpanjaka hoe: Nahoana hianao no nandriatra ny fitafianao? Aoka hankatý amiko izy, dia ho fantany fa misy mpaminany eto amin' Israely. Mais quand Elisée apprit que le roi d' Israël avait déchiré ses vêtements, il fit dire au roi : "Pourquoi as-tu déchiré tes vêtements? Qu' il vienne donc vers moi, et il saura qu' il y a un prophète en Israël."