<-
->

2Mp 6:11 Therefore the heart of the king of Syria was sore troubled for this thing; and he called his servants, and said unto them, Will ye not shew me which of us is for the king of Israel? Dia sosotra indrindra ny fon' ny mpanjakan' i Syria noho izany zavatra izany; koa niantso ny mpanompony izy ary nanao taminy hoe: Tsy hambaranareo ahy va izay eto amintsika momba ny mpanjakan' ny Isiraely? Nahavelon' ahiahy ny fon' ny mpanjakan' i Siria izany fihetsi-miaramila izany, ka niantso ny mpanompony izy, sy nilaza tamin' izy ireo hoe: Tsy tianareo hambara amiko va izay momba ny mpanjakan' Israely eto amintsika? Le coeur du roi d' Aram fut troublé par cette affaire, il convoqua ses officiers et leur demanda : "Ne m' apprendrez-vous pas qui nous trahit auprès du roi d' Israël?"