<-
->

2Mp 6:17 And Elisha prayed, and said, Lord, I pray thee, open his eyes, that he may see. And the Lord opened the eyes of the young man; and he saw: and, behold, the mountain was full of horses and chariots of fire round about Elisha. Ary Elisa nivavaka hoe: Jehovah ô, mifona aminao aho, ampahirato ny masony mba hahitany. Ary Jehovah nampahiratra ny mason' ilay zatovo; ary dia nahita izy, ka, indro, ny tendrombohitra feno soavaly sy kalesy afo manodidina an' i Elisa. Sady nivavaka Elisea nanao hoe: Iaveh ô, sokafy ny masony, mba hahitany. Ary nosokafan' ny Tompo ny mason' ilay mpanompo, ka nahita izy, ary indro feno soavaly aman-kalesy afo, manodidina an' i Elisea, ny tendrombohitra. Et Elisée fit cette prière : "Yahvé, daigne ouvrir ses yeux pour qu' il voie!" Yahvé ouvrit les yeux du serviteur et il vit : voilà que la montagne était couverte de chevaux et de chars de feu autour d' Elisée!