<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 6:19 | And |
Ary hoy Elisa taminy: Tsy ity no lalana, ary tsy ity no tanàna; fa manaraha ahy ianareo, dia hitondra anareo ho any amin' ny lehilahy tadiavinareo aho. Dia nentiny nankany Samaria ireo. | Ka hoy Elisea taminy: Tsy ity no làlana, ary tsy ity no tanàna, fa izaho arahina, dia hitarika anareo ho any amin' ny lehilahy tadiavinareo. Ary tany Samaria no nitarihany azy ireo, | Alors |