<-
->

2Mp 6:2 Let us go, we pray thee, unto Jordan, and take thence every man a beam, and let us make us a place there, where we may dwell. And he answered, Go ye. Masìna ianao, aoka hankany Jordana izahay, ka samy haka hazo iray avy any, dia hanao trano ho anay any mba hitoeranay. Ary hoy izy: mandehana ary ianareo. Ka aoka hankany Jordany izahay dia haka sakamandimby iray avy, hanaovanay trano itoeranay any. Dia hoy ny navaliny: Mandehana ary. Allons donc jusqu' au Jourdain; nous y prendrons chacun une poutre et nous nous ferons là une demeure." Il répondit "Allez."