<-
->

2Mp 6:31 Then he said, God do so and more also to me, if the head of Elisha the son of Shaphat shall stand on him this day. Dia hoy izy: Hataon' Andriamanitra amiko anie izany, eny, mihoatra noho izany aza, raha tsy hotapahina anio ny lohan' i Elisa, zanak' i Safata. Ary hoy ny mpanjaka: Hataon' ny Tompo amin' izay ngidiny indrindra anie aho, raha tafajanona eo amin' ny tenany ihany anio ny lohan' i Elisea zanak' i Safata. Il dit : "Que Dieu me fasse tel mal et y ajoute tel autre, si la tête d' Elisée fils de Shaphat lui reste aujourd' hui sur les épaules!"