<-
->

2Mp 8:1 Then spake Elisha unto the woman, whose son he had restored to life, saying, Arise, and go thou and thine household, and sojourn wheresoever thou canst sojourn: for the Lord hath called for a famine; and it shall also come upon the land seven years. Ary Elisa efa niteny tamin-dravehivavy, renin' ilay zaza maty novelominy, ka nanao hoe: Miaingà, ka mandehana ianao sy ny ankohonanao, ary mivahinia any amin' izay azonao hivahiniana; fa Jehovah efa niantso ny mosary, sady efa ho tonga izany ka haharitra fito taona amin' ny tany. Ilay vehivavy maty anaka novelomin' i Elisea, dia efa nilazany hoe: Miaingà hianao, ka mandehana mitoetra any amin' izay azonareo itoerana any, hianao sy ny fianakavianao. Fa efa nanafatra ny mosary Iaveh, ka tamy tokoa ny mosary, sady haharitra fito taona amin' ny tany. Elisée avait dit à la femme dont il avait ressuscité le fils "Lève-toi, va-t' en avec ta famille et séjourne où tu pourras à l'étranger, car Yahvé a appelé la famine, déjà elle vient sur le pays, pour sept ans."