<-
->

2Mp 8:12 And Hazael said, Why weepeth my lord? And he answered, Because I know the evil that thou wilt do unto the children of Israel: their strong holds wilt thou set on fire, and their young men wilt thou slay with the sword, and wilt dash their children, and rip up their women with child. Ary hoy Hazaela: Nahoana no mitomany ianao, tompoko? Ary izy namaly hoe: Satria fantatro izay ratsy hataonao amin' ny Zanak' Isiraely: ny fiarovany mafy hodoranao, ny zatovony hovonoinao amin' ny sabatra, ny zanany madinika hotorotoroinao, ary izay bevohoka eo aminy hotatahanao. Ka hoy Hazaela: Nahoana no mitomany ny tompoko? Dia hoy ny navalin' i Elisea: Satria tsinjoko ny ratsy hataonao amin' ny zanak' Israely. Hodoranao amin' ny afo ny tanànany mimanda; hovonoinao amin' ny sabatra ny tovolahy ao aminy, hotorotoroinao ny ankizy madinika, ary hotatahanao ny kibon' ny vehivavy bevohoka. Hazaèl dit : "Pourquoi Monseigneur pleure-t-il?" Elisée répondit : "C' est que je sais le mal que tu feras aux Israélites : tu mettras le feu à leurs places fortes, tu tueras par l'épée l'élite de leurs guerriers, tu écraseras leurs petits enfants, tu éventreras leurs femmes enceintes."