<-
->

2Mp 8:14 So he departed from Elisha, and came to his master; who said to him, What said Elisha to thee? And he answered, He told me that thou shouldest surely recover. Dia niala tamin' i Elisa izy ka nankany amin' ny tompony; ary izy nanontany azy hoe: Ahoana no nolazain' i Elisa taminao? Dia namaly hoe izy: Nolazainy tamiko fa ho velona tokoa ianao. Nony niala teo amin' i Elisea Hazaela dia niverina nankao amin' ny tompony, ka nanontaniany hoe: Ahoana no nolazain' i Elisea taminao? Ary namaly izy hoe: Izao no nolazainy: Ho velona marina tokoa hianao. Hazaèl quitta Elisée et alla chez son maître, qui lui demanda "Que t' a dit Elisée?" Il répondit : "Il m' a dit que tu pourrais guérir."