<-
->

2Mp 8:15 And it came to pass on the morrow, that he took a thick cloth, and dipped it in water, and spread it on his face, so that he died: and Hazael reigned in his stead. Ary nony ampitso, dia nalain' i Hazaela ny lamba firakotra ka natsobony tamin' ny rano ary nasarony ny tavan' i Beni-hadada, ka dia maty izy; ary Hazaela no nanjaka nandimby azy. Ny ampitson' izay naka firakofana anankiray Hazaela natsobony tamin' ny rano, dia nasarony ny tavan' ny mpanjaka, ka maty io. Ary Hazaela no nanjaka nandimby azy. Le lendemain, il prit une couverture, qu' il trempa dans l' eau et étendit sur sa figure. Ben-Hadad mourut et Hazaèl régna à sa place.