<-
->

2Mp 8:19 Yet the Lord would not destroy Judah for David his servant' s sake, as he promised him to give him alway a light, and to his children. Nefa Jehovah tsy nety nandringana ny Joda noho ny amin' i Davida mpanompony, araka ilay nolazainy taminy fa homeny jiro mandrakizay ho an' ny taranany. Tsy naringan' ny Tompo anefa Jodà, noho ny amin' i Davida mpanompony, araka ny fampanantenany hanome azy jiro tsy tapaka eo amin' ny taranany. Cependant Yahvé ne voulut pas détruire Juda, à cause de son serviteur David, selon la promesse qu' il lui avait faite de lui laisser toujours une lampe en sa présence.