<-
->

2Mp 8:2 And the woman arose, and did after the saying of the man of God: and she went with her household, and sojourned in the land of the Philistines seven years. Dia niainga ravehivavy ka nanao araka ny tenin' ilay lehilahin' Andriamanitra; eny, lasa izy sy ny ankohonany ka nivahiny fito taona tany amin' ny tanin' ny Filistina. Koa niainga ravehivavy hanao araka ny voalazan' ny olon' Andriamanitra, ary lasa nandeha izy sy ny ankohonany, ka nitoetra fito taona tany amin' ny tanin' ny Filistina izy. La femme se leva et fit ce qu' avait dit l' homme de Dieu : elle partit, elle et sa famille, et séjourna sept ans au pays des Philistins.