<-
->

2Mp 8:28 And he went with Joram the son of Ahab to the war against Hazael king of Syria in Ramothgilead; and the Syrians wounded Joram. Ary niaraka tamin' i Jorama, zanak' i Ahaba, izy mba hiady amin' i Hazaela, mpanjakan' i Syria, tany Ramota-gileada; ary ny Syriana nahavoa an' i Jorama. Niara-nandeha tamin' i Jorama, zanak' i Akaba izy, hiady amin' i Hazaela mpanjakan' i Siria, tany Ramota, any Galaada. Voaratran' ny Siriana Jorama, Il alla avec Joram fils d' Achab pour combattre Hazaèl, roi d' Aram, à Ramot de Galaad. Mais les Araméens blessèrent Joram.