<-
->

2Mp 8:4 And the king talked with Gehazi the servant of the man of God, saying, Tell me, I pray thee, all the great things that Elisha hath done. Ary ny mpanjaka niteny tamin' i Gehazy, zatovon' ny lehilahin' Andriamanitra, hoe: Masìna ianao, lazao amiko izay zava-dehibe rehetra nataon' i Elisa. Ny mpanjaka kosa, niresaka tamin' i Giezi mpanompon' ilay olon' Andriamanitra ka nanao hoe: Mba tantarao amiko kely ny zava-dehibe nataon' i Elisea. Or le roi s' entretenait avec Géhazi, le serviteur de l' homme de Dieu : "Raconte-moi, disait-il, toutes les grandes choses qu' Elisée a faites."