<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 9:21 | And |
Ary hoy Jorama: Ampiomany. Dia nampiomaniny ny kalesiny. Dia nivoaka Jorama, mpanjakan' ny Isiraely, sy Ahazia, mpanjakan' ny Joda, samy nitsangana teo amin' ny kalesiny avy ka nandeha hitsena an' i Jeho, ary nifanena taminy teo amin' ny tanin' i Nabota Jezirelita izy. | Dia hoy Jorama: Ataovy amin' ny kalesy ny soavaly. Dia natao tamin' ny kalesiny ny soavaly. Nivoaka samy tamin' ny kalesiny avy, Jorama mpanjakan' Israely, sy Okoziasa, mpanjakan' i Jodà, nivoaka nitsena an' i Jeho, ka nifanena taminy tao amin' ny sahan' i Nabota, any Jezrahela. |