<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 10:7 | And when all the men of |
Ary nony hitan' ny lehilahy rehetra amin' ny Isiraely teny amin' ny lohasaha fa nandositra ny olona, ary maty Saoly sy ny zanany, dia niala tamin' ny tanànany izy ka nandositra; ary dia tonga ny Filistina ka nonina tao. amin' ny lohasaha fa nandositra ny olona, ary maty Saoly sy ny zanany, dia niala tamin' ny tanànany izy ka nandositra; ary dia tonga ny Filistina ka nonina tao. | Nony hitan' ny lehilahy rehetra amin' Israely, izay teny amin' ny tany lemaka, fa nandositra ny zanak' Israely, ary maty koa Saola sy ny zanany, dia nilaozan' izy ireo ny tanànany, ka nitsoaka nandositra izy; ary tonga sy niorim-ponenana teo ny Filistina. | Lorsque tous les |