<-
->

1Tt / 1Tan 11:11 And this is the number of the mighty men whom David had; Jashobeam, an Hachmonite, the chief of the captains: he lifted up his spear against three hundred slain by him at one time. Dia izao no isan' ny lehilahy maherin' i Davida: Jasobeama, zanak' i Hakmony, lehiben' ny mpanafika malaza; izy no namely telon-jato lahy tamin' ny lefona ka naharingana azy tamin' ny ady indray mandeha monja. Dia izao no isan' ny lehilahy mahery tao amin' i Davida: Jesboama, zanak' i Hakamonì, lehiben' ny Telo-polo lahy: Izy no nampandihy ny lefony tamin' ny olona telon-jato lahy, izay novonoiny tamin' ny indray mandeha monja. Voici la liste des preux de David : Yashobéam, fils de Hakmoni, le chef des Trois; c' est lui qui brandit sa lance sur trois cents victimes à la fois.