<-
->

1Tt / 1Tan 11:14 And they set themselves in the midst of that parcel, and delivered it, and slew the Philistines; and the Lord saved them by a great deliverance. Fa nijanona teo afovoan' io tany io kosa Eleazara ka nahazo io ary namono ny Filistina, ka dia nanao famonjena lehibe Jehovah. Lasa nankeo afovoan' ny saha izy ireo, niaro azy sy nandresy ny Filistina, dia nanao famonjena lehibe Iaveh. mais ils se postèrent au milieu du champ, le préservèrent et battirent les Philistins. Yahvé opéra là une grande victoire.