<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 11:3 | Therefore came all the elders of |
Eny, tonga tao amin' ny mpanjaka tao Hebrona ny loholon' ny Isiraely rehetra; ary Davida nanao fanekena taminy tao Hebrona teo anatrehan' i Jehovah; ary dia nanosotra an' i Davida ho mpanjakan' ny Isiraely izy araka ny tenin' i Jehovah izay nampilazainy an' i Samoela. | Dia tonga teo amin' ny mpanjaka, tany Hebrona, ny loholon' Israely rehetra, ary Davida nanao fanekena tamin' izy ireo, teo anatrehan' ny Tompo, tany Hebrona, ary izy ireo nanosotra an' i Davida ho mpanjakan' Israely, araka ny tenin' ny Tompo, notononin' i Samoela. | Tous les anciens d' |