<-
->

1Tt / 1Tan 11:8 And he built the city round about, even from Millo round about: and Joab repaired the rest of the city. Ary nandrafitra ny manodidina ny tanàna hatrany Milo izy; ary Joaba nampamboatra ny sisa tamin' ny tanàna. Nanorina ny tanàna tamin' ny manodidina hatrany Melao sy ny eny akaiky eny izy, ary Joaba namboatra ny sisa tamin' ny tanàna. Puis il restaura le pourtour de la ville, aussi bien le Millo que le pourtour, et c' est Joab qui restaura le reste de la ville.