<-
->

1Tt / 1Tan 13:12 And David was afraid of God that day, saying, How shall I bring the ark of God home to me? Ary Davida natahotra an' Andriamanitra tamin' izany andro izany ka nanao hoe: Nahoana aho no hitondra ny fiaran' Andriamanitra ho atý amiko? Natahotra an' Andriamanitra Davida tamin' izay andro izay, ka nanao hoe: Hataoko ahoana no fampiditra ny fiaran' Andriamanitra ho ao amiko? Ce jour-là, David eut peur de Dieu et dit : " Comment ferais-je entrer chez moi l' arche de Dieu ? "