<-
->

1Tt / 1Tan 13:2 And David said unto all the congregation of Israel, If it seem good unto you, and that it be of the Lord our God, let us send abroad unto our brethren every where, that are left in all the land of Israel, and with them also to the priests and Levites which are in their cities and suburbs, that they may gather themselves unto us: Ka hoy Davida tamin' ny Isiraely rehetra izay tafangona: Raha ataonareo ho mety, sady avy amin' i Jehovah Andriamanitsika izany, dia andeha isika haniraka faingana any amin' ny rahalahintsika rehetra izay sisa amin' ny tanin' ny Isiraely rehetra ary amin' ny mpisorona sy ny Levita koa, izay any amin' ny tanànany sy ny tany manodidina azy, mba hivory atý amintsika; ataonareo ho mety, sady avy amin' i Jehovah Andriamanitsika izany, dia andeha isika haniraka faingana any amin' ny rahalahintsika rehetra izay sisa amin' ny tanin' ny Isiraely rehetra ary amin' ny mpisorona sy ny Levita koa, izay any amin' ny tanànany sy ny tany manodidina azy, mba hivory atý amintsika; ka hoy Davida tamin' ny fiangonan' Israely rehetra hoe: Raha ataonareo ho mety, sy raha toa hevitra avy amin' Andriamanitsika, dia handeha isika haniraka faingana any amin' ny rahalahintsika sisa rehetra, any amin' ny tanin' Israely rehetra sy any amin' ny mpisorona mbamin' ny Levita ao amin' ny tanànany misy tany fiandrasany biby, mba hikambana amintsika izy, Il dit à toute l' assemblée d' Israël : " Si cela vous convient et si Yahvé notre Dieu en décide ainsi, nous enverrons des messagers à nos autres frères de toutes les terres d' Israël, ainsi qu' aux prêtres et aux lévites dans leurs villes et champs attenants, afin qu' ils s' unissent à nous.