<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 13:6 | And |
Dia niakatra Davida sy ny Isiraely rehetra hankany Bala any Joda (Kiriata-jearima izany) hampakatra ny fiaran' i Jehovah Andriamanitra, Izay mipetraka amin' ny kerobima, dia ilay niantsoany ny anarany. | Dia niakatra Davida mbamin' Israely rehetra, nankany Baalà, izany hoe Kariatiarima izay any Jodà, mba hampiakatra avy any ny fiaran' Andriamanitra, ny fiaran' ny Tompo izay mipetraka eo ambonin' ny kerobima, izay fiantsoana ilay Anarana. | Puis |