<-
->

1Tt / 1Tan 14:16 David therefore did as God commanded him: and they smote the host of the Philistines from Gibeon even to Gazer. Ary dia nanao araka izay nandidian' Andriamanitra azy Davida, ka dia namely ny miaramilan' ny Filistina hatrany Gibeona ka hatrany Gazera izy. Dia nataon' i Davida izay nandidian' Andriamanitra azy, ka nandresy ny tafiky ny Filistina, hatrany Gabaona ka hatrany Gazera izy ireo. David fit comme Dieu le lui avait ordonné : il défit l' armée philistine depuis Gabaôn jusqu'à Gézer.