<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 14:8 | And when the |
Koa nony ren' ny Filistina fa efa nohosorana ho mpanjakan' ny Isiraely rehetra Davida, dia niakatra hitady azy ny Filistina rehetra. Koa raha ren' i Davida izany, dia nivoaka hiady taminy izy. | Ren' ny Filistina fa hoe voahosotra ho mpanjaka amin' Israely rehetra Davida; dia niakatra hitady an' i Davida ny Filistina rehetra. Nahare izany Davida ka dia nivoaka hanoloana an' ireo izy. | Lorsque les |