<-
->

1Tt / 1Tan 15:3 And David gathered all Israel together to Jerusalem, to bring up the ark of the Lord unto his place, which he had prepared for it. Dia novorin' i Davida tao Jerosalema Israely rehetra hampiakatra ny fiaran' ny Tompo ho ao amin' ny fitoerany, izay efa nomaniny ho azy. Alors David rassembla tout Israël à Jérusalem pour faire monter l' arche de Yahvé au lieu qu' il lui avait préparé.