<-
->

1Tt / 1Tan 16:1 So they brought the ark of God, and set it in the midst of the tent that David had pitched for it: and they offered burnt sacrifices and peace offerings before God. Ary nampiditra ny Fiaran' Andriamanitra ny olona ka nametraka azy tao afovoan' ny lay izay naorin' i Davida ho azy; ary nanatitra fanatitra dorana sy fanati-pihavanana teo anatrehan' Andriamanitra izy. Nony efa voampiditra ny fiaran' Andriamanitra sy efa napetraka tao afovoan' ny lay naorin' i Davida ho azy, dia nanatitra sorona dorana sy sorom-pihavanana teo anatrehan' Andriamanitra ny olona. On introduisit l' arche de Dieu et on la déposa au centre de la tente que David avait fait dresser pour elle. On offrit devant Dieu des holocaustes et des sacrifices de communion.