<-
->

1Tt / 1Tan 16:39 And Zadok the priest, and his brethren the priests, before the tabernacle of the Lord in the high place that was at Gibeon, Ary Zadoka mpisorona sy ny mpisorona rahalahiny dia navelany teo anoloan' ny tabernakelin' i Jehovah teo amin' ny fitoerana avo any Gibeona, Toy izany koa Sadaoka mpisorona, mbamin' ireo mpisorona rahalahiny, teo anoloan' ny Fonenan' ny Tompo teo amin' ny fitoerana avo tao Gabaona, Quant au prêtre Sadoq et aux prêtres ses frères, il les laissa devant la Demeure de Yahvé, sur le haut lieu de Gabaôn,