<-
->

1Tt / 1Tan 17:24 Let it even be established, that thy name may be magnified for ever, saying, The Lord of hosts is the God of Israel, even a God to Israel: and let the house of David thy servant be established before thee. Eny, aoka hampitoerina izany, ary aoka hohalehibiazina mandrakizay ny anaranao ka hatao hoe: Jehovah, Tompon' ny maro, Andriamanitry ny Isiraely, no Andriamanitry ny Isiraely; ka dia hampitoerina eo anatrehanao ny taranak' i Davida mpanomponao. Aoka haharitra izany, ary aoka hankalazaina mandrakizay ny anaranao; ka aoka holazain' ny olona hoe: Iaveh' ny tafika, Andriamanitr' Israely, dia Andriamanitra ho an' Israely! Ary aoka ho tsara orina eo anatrehanao ny fianakavian' i Davida mpanomponao. Que cette promesse subsiste et que ton Nom soit exalté à jamais! Que l' on dise : "Yahvé Sabaot est le Dieu d' Israël, il est Dieu pour Israël. " La maison de David ton serviteur sera affermie devant toi,