<-
->

1Tt / 1Tan 18:14 So David reigned over all Israel, and executed judgment and justice among all his people. Ary Davida nanjaka tamin' ny Isiraely rehetra ka nitsara sy nitondra ny vahoakany rehetra tamin' ny fahamarinana. Nanjaka tamin' Israely rehetra Davida ary nitondra ny vahoakany rehetra araka ny rariny sy ny fahamarinana. David régna sur tout Israël, faisant droit et justice à tout son peuple.