<-
->

1Tt / 1Tan 18:8 Likewise from Tibhath, and from Chun, cities of Hadarezer, brought David very much brass, wherewith Solomon made the brasen sea, and the pillars, and the vessels of brass. Ary tao Tibata sy Kona, tanànan' i Hadarezera, no nahazoan' i Davida babo varahina be dia be, ary izany no nanaovan' i Solomona ilay tavin-drano varahina lehibe sy ny andry ary ny fanaka varahina. Varahina be dia be koa no nalain' i Davida tao Tebata sy Kona tanànan' i Adarezera, ary izany no nanaovan' i Salomona ilay ranomasina varahina sy ny andry amam-panaka varahina. De Tibhat et de Kûn, villes de Hadadézer, David enleva une énorme quantité de bronze dont Salomon fit la Mer de bronze, les colonnes et les ustensiles de bronze.