<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 2:23 | And he took |
Ary nalain' i Gesora sy Arama tamin' ny Jairita ny tanàna madinika an' i Jaira mbamin' i Kenata sy ny zana-bohiny, dia tanàna enim-polo izany. Ireo rehetra ireo no an' ny zanak' i Makira, rain' i Gileada. madinika an' i Jaira mbamin' i Kenata sy ny zana-bohiny, dia tanàna enim-polo izany. Ireo rehetra ireo no an' ny zanak' i Makira, rain' i Gileada. | Nalain' ny Gesoriana sy ny Siriana taminy ny vohitr' i Jaira, sy Kanata mbamin' ny tanàna momba azy, tanàna enimpolo. Ireo rehetra ireo no zanakalahin' i Makira, rain' i Galaada. | Puis |