<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 20:2 | And |
Dia nesorin' i Davida ny satro-boninahitr' ilay mpanjaka teo an-dohany, ka hitany fa talenta volamena iray no lanjany, sady nisy vato soa, ary dia nisatrohan' i Davida. Ary navoakany ny babo azo tao an-tanàna ka be dia be. | Dia nesorin' i Davida ny satrok' andriana teny an-dohan' ny mpanjakany, ary talenta iray no lanjan' ny volamena hita tao aminy, sady nisy vato soa anankiray koa, natao teny an-dohan' i Davida. |