<-
->

1Tt / 1Tan 22:2 And David commanded to gather together the strangers that were in the land of Israel; and he set masons to hew wrought stones to build the house of God. Ary nasain' i Davida novorina ny olona hafa firenena izay tany amin' ny tanin' ny Isiraely, ka nanendreny tambato hipai-bato hanaovana ny tranon' Andriamanitra. Dia nasain' i Davida novorina ny vahiny teo amin' ny tanin' Israely, ka nanendry tambato hipai-bato, hanaovana ny tanon' Andriamanitra. David ordonna de rassembler les étrangers qui se trouvaient dans le pays d' Israël, puis il préposa des carriers à la taille des pierres pour la construction de la maison de Dieu.