<-
->

1Tt / 1Tan 23:24 These were the sons of Levi after the house of their fathers; even the chief of the fathers, as they were counted by number of names by their polls, that did the work for the service of the house of the Lord, from the age of twenty years and upward. Ireo no zanakalahin' i Levy araka ny fianakaviany, dia ny lohan' ny fianakaviana tamin' ny antokony avy araka ny nanisana ny anarany tsirairay, dia izay nanao ny fanompoana tao an-tranon' i Jehovah, hatramin' ny roa-polo taona no ho miakatra. Ireo no zanakalahin' i Levì araka ny fianakaviany, ny loham-pianakaviana, araka ny nanisana azy, voaisa isan' olona, voatonona anarana, izay nanao fanompoana tao an-tranon' ny Tompo hatramin' ny roapolo taona no ho miakatra. Tels étaient les fils de Lévi par familles, les chefs de maison et ceux qu' on recensait nominativement, tête par tête; quiconque était âgé de vingt ans et plus était affecté au service de la maison de Yahvé.