<-
->

1Tt / 1Tan 23:4 Of which, twenty and four thousand were to set forward the work of the house of the Lord; and six thousand were officers and judges: Ary hoy Davida: Ny efatra arivo amby roa alina amin' ireo dia ataoko ho tonian' ny asa ao an-tranon' i Jehovah, ary ny enina arivo ataoko mpifehy sy mpitsara, Ary hoy Davida: Aoka ny efatra arivo sy roa alina amin' izy ireo, hiadidy ny raharaha ao an-tranon' ny Tompo, ny enina arivo ho mpanoratra sy mpitsara, 24.000 d' entre eux présidaient aux offices de la maison de Yahvé, 6.000 étaient scribes et juges,