<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 26:30 | And of the |
Ary tamin' ny Hebronita dia Hasabia sy ny rahalahiny, lehilahy mahay fiton-jato amby arivo, no mpifehy tamin' ny Isiraely tany an-dafy andrefan' i Jordana ny amin' ny raharaha rehetra ho an' i Jehovah sy ny fanompoana ny mpanjaka. | Tamin' ny Hebronita, dia Hasabiasa mbamin' ireo rahalahiny samy lehilahy mahery fo, fiton-jato amby arivo no isany, no nifehy an' Israely teny an-dafin' i Jordany any andrefana, amin' ny raharaha rehetra momba an' ny Tompo sy ny fanompoana ny mpanjaka. | Pour les |