<-
->

1Tt / 1Tan 28:1 And David assembled all the princes of Israel, the princes of the tribes, and the captains of the companies that ministered to the king by course, and the captains over the thousands, and captains over the hundreds, and the stewards over all the substance and possession of the king, and of his sons, with the officers, and with the mighty men, and with all the valiant men, unto Jerusalem. Ary novorin' i Davida tany Jerosalema ny lehibe rehetra tamin' ny Isiraely, dia ny lohan' ny firenena sy ny komandin' ny antokony Izay nanompo ny andriamanjaka, ary ny mpifehy arivo sy ny mpifehy zato sy ny mpitandrina ny harena mbanin' ny fananana rehetra an' ny mpanjaka sy ny zanany mbamin' ny tandapa sy ny lehilahy mahery, dia ny lehibe rehetra. Novorin' i Davida tany Jerosalema avokoa ny lehibe amin' Israely, dia ny lohan' ny foko, ny lehiben' ny antokony mpanompo ny mpanjaka, ny tompon' arivo, ny tompon-jato, ny tonian' ny fananana sy ny biby fiompin' ny mpanjaka, sy ny zanany mbamin' ny mpitandrina sy ny olo-mahery, ny miaramila mahery rehetra. David réunit à Jérusalem tous les officiers d' Israël, officiers des tribus et officiers des classes au service du roi, officiers de milliers et de centaines, officiers chargés de tous les biens et des troupeaux du roi et de ses fils, ainsi que les eunuques et les preux, tous les preux vaillants.