<-
->

1Tt / 1Tan 28:5 And of all my sons, (for the Lord hath given me many sons,) he hath chosen Solomon my son to sit upon the throne of the kingdom of the Lord over Israel. Ary tamin' ny zanako rehetra (fa zanaka maro no nomen' i Jehovah ahy) dia Solomona zanako no nofidiny hipetraka amin' ny seza fiandrianan' ny fanjakan' i Jehovah hanjaka amin' ny Isiraely. Tamin' ny zanako rehetra kosa, - fa nomen' ny Tompo zanaka maro aho, - Salomona zanako no nofidiny, mba hampipetraka azy amin' ny seza fiandrianan' ny fanjakan' ny Tompo amin' Israely. De tous mes fils - car Yahvé m' en a donné beaucoup - c' est mon fils Salomon qu' il a choisi pour siéger sur le trône de la royauté de Yahvé sur Israël :